|
|
|
|

Entry (1/2)1  tendabe
Elementary words  2  tenda, be
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Ny lalandrivotra mankamin' ny havokavoka
Vocabulary  5  Biology
Analogs  6  tendakely

Entry (2/2)7  tenda be
Elementary words  8  tenda, be
Part of speech  9  locution
Explanations in Malagasy  10  [1.1] enti-milaza olona mpamosibosika, mpandrapadrapaka rehe fa mihinana; ilazana ny sarotra an-kanina, izany hoe sady lian-kanina no mahalany betsaka

Anagrams  11 

Updated on 2025/01/28